|
|
|
|

Entry 1  olona tsy mandarà
Elementary words  2 olona, 3 tsy, 4 mandà, 5 ra
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7 olona tsy mangoraka ny hafa, mafy fo [1.1]
Analogs  8  fo vato, 9  tsy mangora-po, 10  tsy mihontsina, 11  tsy mitse-po

Updated on 2026/04/22